à propos du club Y-CON²

                         youth conservation connect 

                                                      Y-CON²
photos de converture sur groupe facebook

Ny club y-con² na (Youth Conservation Connect) dia fikamabanana iray izay miantra momba ny tontolo iainana ao amin'ny Open Classroom Antseranamborondolo Maroantsetra.

Ny fanaovana horonan-tsary no tena ataon'ny Club Y-CON² manao video hampianarana sy hanentanana ny tanora sy olo maventy ary koa ny zaza,video mikasika tontolo iainana no tena ataony.

Manao fambolena anana  sy fambolena CACAO koa ny CLUB Y-CON² mba entina anintona ny olona mba hamboly fa tsy andeha hitevy ny atiala sy andeha hiaza ny biby any anatiala any,satria rehefa mahazo vokatra amin'ny fombolena izy dia tsy mandeha manimba ny ala ary koa tsy manimba ireo biby ireo.

Manao fiompiana  akoho sy gana aman-trondro koa ny club Y-CON². Anisan'ny fiompiana tena tsara ny fiompiana io fiompiana io, satria zavatra rehetra dia mifameno ohatra amin'izany ny fanomezana sakofo rehefa manome sakao'ny gana dia tsy manao ny trondro satria rehefa mangery ny gana dia lasa sakafon'ny trondro ka lasa mifameno le izy.

Misy FOLO mianadahy zahay ao anatiny ny club Y-CON²:ANTONIO  CLAUDIO DONNE FREDDY RICHARD LAURIO WALDINO SAÏNAH ANGELICA  mbola mianatra daholo izahay fao mbao efa mianatra manao tady vola maro samihafa toy ny fanaovana video mariage sy mampi-shoot rehefa mahazo vola dia vola ho an'ny fikambanana


Zay sy zay mao momba ny club y-con²  fa raha misy ilana fiaraha miasa dia afaka mandefa mail :youthconservationconnect@gmail.com




Commentaires

Posts les plus consultés de ce blog

Fambolena Petsay