Anisan’ny foto-mpiveloman’ny olona ny fambolena, indrindra indrindra ho any olona mipetraka any ambanivolo. Maro dia maro ny karazan-java-maniry izay mety hambolena ohatra ny Petsay .Ny petsay dia anana mora dia mora ny fikarakarana azy, ka ireto avy ny dingana tsotsotra arahina raha hamboly Petsay Dingana 1 Voalohany ny fisafidianana tany, tsara raha tany malemy sy tsy mitandrano ary masaka tsara no hambolena ny petsay, mba hampirindra tsara ny fivelomany Dingana 2 Faharoa manaraka izay kosa, ny fotoana izay tokony tsara fambolena azy, manjary hamboly, mandavantaona ny petsay fa tsara raha amin’ny fotoana magnatsiaka (manitsy) na amin’ny volana Maritsa, agositra ary desambra no hambolena azy, azo hamboly koa izy io amin’ny volana apirily katra amin’ny volana jolay. Dingana 3 Fahatelo ny fikarakarana ny famafaza ny voanana , vokavokarina aloa ny tany, mialoa ny hamafazana ny voananana na koa anamboarana toerana iray izay manokana. Potehina tsa
Commentaires
Enregistrer un commentaire