Articles

Affichage des articles du septembre, 2019

Fambolena Petsay

Image
 Anisan’ny foto-mpiveloman’ny olona ny fambolena, indrindra indrindra ho any olona mipetraka any ambanivolo. Maro dia maro ny karazan-java-maniry izay mety hambolena ohatra ny Petsay .Ny petsay dia anana  mora dia mora ny  fikarakarana azy,  ka ireto avy ny dingana tsotsotra arahina raha hamboly Petsay Dingana 1   Voalohany ny fisafidianana tany, tsara raha tany malemy sy tsy mitandrano ary masaka tsara no hambolena ny petsay, mba hampirindra tsara ny fivelomany Dingana 2 Faharoa manaraka izay kosa, ny fotoana izay tokony tsara fambolena azy, manjary hamboly, mandavantaona ny petsay fa tsara raha amin’ny fotoana magnatsiaka (manitsy) na amin’ny volana Maritsa, agositra ary desambra no hambolena azy, azo hamboly koa izy io amin’ny volana apirily katra amin’ny volana jolay. Dingana 3 Fahatelo ny fikarakarana ny famafaza ny voanana , vokavokarina aloa ny tany, mialoa ny hamafazana ny voananana na koa anamboarana toerana iray izay manokana. Potehina tsa

à propos du club Y-CON²

Image
                         youth conservation connect                                                         Y -CON² photos de converture sur groupe facebook Ny club y-con² na (Youth Conservation Connect) dia fikamabanana iray izay miantra momba ny tontolo iainana ao amin'ny Open Classroom Antseranamborondolo Maroantsetra. Ny fanaovana horonan-tsary no tena ataon'ny Club Y-CON² manao video hampianarana sy hanentanana ny tanora sy olo maventy ary koa ny zaza,video mikasika tontolo iainana no tena ataony. Manao fambolena anana  sy fambolena CACAO koa ny CLUB Y-CON² mba entina anintona ny olona mba hamboly fa tsy andeha hitevy ny atiala sy andeha hiaza ny biby any anatiala any,satria rehefa mahazo vokatra amin'ny fombolena izy dia tsy mandeha manimba ny ala ary koa tsy manimba ireo biby ireo. Manao fiompiana  akoho sy gana aman-trondro koa ny club Y-CON². Anisan'ny fiompiana tena tsara ny fiompiana io fiompiana io, satria zavatra rehetra dia mifameno ohatra a